13 Tsy miova mihitsy Aho+ na rahoviana na rahoviana, ary tsy misy mahavonjy an’izay etỳ an-tanako.+ Hanao zavatra aho,+ ka iza no hahatohitra ny tanako?”+
17 “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô!+ Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao+ lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.+ Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao.+