Salamo 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+ Salamo 131:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 131 Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko,+Ary tsy niandranandrana ny masoko.+Tsy nikatsaka ny ambony loatra aho,+Na naniry hahazo zavatra avo loatra.+ Salamo 139:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mampiaiky volana ahy izany fahalalanao izany,+Sady avo loatra ka tsy takatro.+
5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+
131 Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko,+Ary tsy niandranandrana ny masoko.+Tsy nikatsaka ny ambony loatra aho,+Na naniry hahazo zavatra avo loatra.+