Salamo 65:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mitsinjo ny tany ianao mba hampahavokatra azy.+Mampahalonaka azy koa ianao.Mikoriana foana ny renirano avy amin’Andriamanitra.+Mampisy vokatra eo aminy ianao,+Rehefa mikarakara ny tany toy izany.+
9 Mitsinjo ny tany ianao mba hampahavokatra azy.+Mampahalonaka azy koa ianao.Mikoriana foana ny renirano avy amin’Andriamanitra.+Mampisy vokatra eo aminy ianao,+Rehefa mikarakara ny tany toy izany.+