Ohabolana 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mety ho lavo impito ny marina, nefa ho tafarina ihany,+ fa ny ratsy fanahy kosa ho solafaka noho ny loza manjo azy.+
16 Mety ho lavo impito ny marina, nefa ho tafarina ihany,+ fa ny ratsy fanahy kosa ho solafaka noho ny loza manjo azy.+