Salamo 72:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hahavokatra be ny tany,+Ary na eny an-tampon-tendrombohitra aza dia ho be ny vokatra.+Ho betsaka toy ny any Libanona ny vokatry ny taniny,+Ary hiroborobo toy ny ahitra amin’ny tany ny olona ao an-tanàna.+
16 Hahavokatra be ny tany,+Ary na eny an-tampon-tendrombohitra aza dia ho be ny vokatra.+Ho betsaka toy ny any Libanona ny vokatry ny taniny,+Ary hiroborobo toy ny ahitra amin’ny tany ny olona ao an-tanàna.+