Levitikosy 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely hoe: ‘Aoka ho masina+ ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+ Hosea 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hanampatra ny fahatezerako aho,+ ary tsy handringana an’i Efraima intsony,+ satria Andriamanitra aho+ fa tsy olona, eny, Ilay Masina eo anivonareo.+ Koa tsy ho avy amin-katezerana aho. 1 Petera 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Masina ilay niantso anareo, ka aoka ho masina koa ianareo amin’ny fitondran-tena rehetra,+
2 “Mitenena amin’ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely hoe: ‘Aoka ho masina+ ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+
9 Tsy hanampatra ny fahatezerako aho,+ ary tsy handringana an’i Efraima intsony,+ satria Andriamanitra aho+ fa tsy olona, eny, Ilay Masina eo anivonareo.+ Koa tsy ho avy amin-katezerana aho.