Ohabolana 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Misy manao teny tsy voahevitra, ka tonga toy ny fanindron’ny sabatra,+ fa ny tenin’ny hendry kosa manasitrana.+ Ohabolana 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny paoma volamena ao anaty fitoerany volafotsy natao sokitra ny teny atao amin’ny fotoana mahamety azy.+
18 Misy manao teny tsy voahevitra, ka tonga toy ny fanindron’ny sabatra,+ fa ny tenin’ny hendry kosa manasitrana.+
11 Toy ny paoma volamena ao anaty fitoerany volafotsy natao sokitra ny teny atao amin’ny fotoana mahamety azy.+