Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ 2 Tantara 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa aoka hatahotra+ an’i Jehovah ianareo.+ Mitandrema tsara amin’izay ataonareo,+ fa tsy misy tsy fahamarinana ao amin’i Jehovah Andriamanitsika,+ ary tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly+ izy.”
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
7 Koa aoka hatahotra+ an’i Jehovah ianareo.+ Mitandrema tsara amin’izay ataonareo,+ fa tsy misy tsy fahamarinana ao amin’i Jehovah Andriamanitsika,+ ary tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly+ izy.”