Genesisy 47:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Jakoba tamin’i Farao: “Telopolo amby zato taona ny andro nivahiniako.+ Vitsy sady nampahory ireo andro niainako,+ ka tsy nahatratra ny andro niainan’ny razako tamin’ireo andro nivahiniany.”+
9 Dia hoy i Jakoba tamin’i Farao: “Telopolo amby zato taona ny andro nivahiniako.+ Vitsy sady nampahory ireo andro niainako,+ ka tsy nahatratra ny andro niainan’ny razako tamin’ireo andro nivahiniany.”+