22 “‘Na dia hisasa aza ianao ka hampiasa sirahazo sy savony+ be dia be, dia ho toy ny tasy eo anatrehako ny fahadisoanao’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
2 “Iza anefa no hahatanty ny andro iaviany,+ ary iza no hahajoro rehefa miseho izy?+ Fa ho toy ny afon’ny mpandrendrika metaly+ izy sady ho toy ny savonin’ny+ mpanasa lamba.+