Joba 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy hamaly azy aho, na dia marina aza ny ahy.+Hitalaho famindram-po amin’ilay miady amiko eo amin’ny fitsarana aho.+ Lioka 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Toy izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nasaina nataonareo, dia lazao hoe: ‘Mpanompo tsy mahasoa izahay,+ fa izay tokony ho nataonay no nataonay.’”
15 Tsy hamaly azy aho, na dia marina aza ny ahy.+Hitalaho famindram-po amin’ilay miady amiko eo amin’ny fitsarana aho.+
10 Toy izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nasaina nataonareo, dia lazao hoe: ‘Mpanompo tsy mahasoa izahay,+ fa izay tokony ho nataonay no nataonay.’”