Salamo 112:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina izy, ho an’ny olo-mahitsy.+ ח [Heta]Tsara fanahy sy mamindra fo ary tia rariny izy.+ Isaia 58:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Raha izany no ataonao, dia hiposaka toy ny maraina ny fahazavanao,+ ary ho sitrana haingana ianao.+ Handeha eo alohanao ny fahamarinanao,+ ary ho vodilaharana mpiaro anao ny voninahitr’i Jehovah.+
4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina izy, ho an’ny olo-mahitsy.+ ח [Heta]Tsara fanahy sy mamindra fo ary tia rariny izy.+
8 “Raha izany no ataonao, dia hiposaka toy ny maraina ny fahazavanao,+ ary ho sitrana haingana ianao.+ Handeha eo alohanao ny fahamarinanao,+ ary ho vodilaharana mpiaro anao ny voninahitr’i Jehovah.+