Salamo 91:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+Ho eo aminy aho raha ory izy.+Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+ Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+Ho eo aminy aho raha ory izy.+Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+
7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+