FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nony hitako fa tsy hamonjy ahy ianareo, dia tapaka ny hevitro fa hanao vivery ny aiko*+ aho, ka handeha hiady amin’ny taranak’i Amona.+ Dia natolotr’i Jehovah teo an-tanako ireny. Koa nahoana ianareo androany no miakatra atỳ amiko mba hiady amiko?”

  • 1 Samoela 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa nanao vivery ny ainy*+ izy namono an’ilay Filistinina,+ ka dia nanao famonjena lehibe+ ho an’ny Israely rehetra i Jehovah. Ary faly ianao nahita izany. Koa nahoana ianao no hanota ka handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny, amin’ny famonoana an’i Davida+ tsy amin’antony?”+

  • Salamo 119:109
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 109 Tandindomin-doza* foana ny aiko.+

      Tsy manadino ny lalànao anefa aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara