Joba 19:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fantatro tsara fa velona ny mpanavotra+ ahy,Ary rehefa lasa aho, dia ho avy izy ka hitsangana+ eo amin’ny vovoka. Salamo 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Na dia mamakivaky lohasaha maizim-pito aza aho,+Dia tsy misy loza atahorako,+Satria ianao no eo anilako.+Ny tsorakazonao sy ny tehinao no manome toky ahy.+
25 Fantatro tsara fa velona ny mpanavotra+ ahy,Ary rehefa lasa aho, dia ho avy izy ka hitsangana+ eo amin’ny vovoka.
4 Na dia mamakivaky lohasaha maizim-pito aza aho,+Dia tsy misy loza atahorako,+Satria ianao no eo anilako.+Ny tsorakazonao sy ny tehinao no manome toky ahy.+