Ohabolana 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mamaly nefa mbola tsy nihaino akory,+ dia hadalana sy henatra ho azy izany.+