Joba 9:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka hesoriny amiko ny tsorakazony,+Ary tsy hampihorohoro ahy ny fampitahorana avy aminy. Salamo 119:120 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 120 Mihoron-koditra aho noho ny fahatahorana anao.+Ary matahotra aho noho ny didim-pitsaranao.+ Hebreo 10:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Zavatra mampahatahotra ny ho azon’ny tanan’ilay Andriamanitra velona.+