Salamo 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nahoana ianao no mijoro eny lavitra eny, Jehovah ô?+Nahoana no miafina ianao, amin’ny fotoam-pahoriana?+ Salamo 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy?+ Ho mandrakizay ve?+Mandra-pahoviana no hanafenanao ny tavanao amiko?+ Salamo 44:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nahoana ianao no manafina ny tavanao?Nahoana ianao no manadino ny fijalianay sy ny fahorianay?+
10 Nahoana ianao no mijoro eny lavitra eny, Jehovah ô?+Nahoana no miafina ianao, amin’ny fotoam-pahoriana?+
13 Jehovah ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy?+ Ho mandrakizay ve?+Mandra-pahoviana no hanafenanao ny tavanao amiko?+