Salamo 39:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nataonao vitsy andro aho,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako.+Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra, na dia matanjaka aza.+ Sela. Salamo 90:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+ Jakoba 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+
5 Nataonao vitsy andro aho,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako.+Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra, na dia matanjaka aza.+ Sela.
10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+
14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+