9 Dia hoy i Jakoba tamin’i Farao: “Telopolo amby zato taona ny andro nivahiniako.+ Vitsy sady nampahory ireo andro niainako,+ ka tsy nahatratra ny andro niainan’ny razako tamin’ireo andro nivahiniany.”+
23 Fa fahoriana sy fahasosorana foana no hitany amin’ny asany, mandritra ny androm-piainany.+ Tsy tony koa ny fony mandritra ny alina.+ Tena zava-poana koa izany.