FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 44:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha entinareo tsy ho hitan’ny masoko koa ity iray ity ka misy loza mahafaty manjo azy, dia hataonareo izay hidinako amin’alahelo any amin’ny Fasana,*+ amin’izao fahanterako izao.’

  • 1 Samoela 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+

      Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+

  • Isaia 57:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mahita fiadanana+ izy. Samy hiala sasatra+ eo amin’ny farafara vato+ ireo mifikitra amin’ny fahitsiana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara