Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ Hosea 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Voafono ny fahadisoan’i Efraima, ary voatahiry ny fahotany.+
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+