Joba 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izay fantatrareo dia fantatro tsara koa,Ary tsy ambany noho ianareo aho.+ Joba 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Efa nandre zavatra maro toy izany aho.Mpampionona mandreraka daholo ianareo!+