FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Lany ny heriny,

      Ary efa vonona hanao izay hampikotringa azy ny loza.+

  • Isaia 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Rehefa hiondrika hijery ny tany anefa izy, dia hahita fahoriana sy haizina+ sy haizim-pito sy fotoan-tsarotra ary andro manjombona tsy misy mangirana.+

  • Joda 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 onjan-dranomasina misamboaravoara, izay mandroatra ka mamoaka ny zava-mahamenatra ataony.+ Kintana tsy misy lalan-karahina izy ireny, ary voatahiry mandrakizay ho an’ireo kintana ireo ny fahamaintisan’ny haizina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara