Salamo 109:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Lasa olona fandatsa aho amin’izy ireo.+Mihivingivin-doha izy ireo rehefa mahita ahy.+ Matio 27:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Koa nanomboka nanevateva+ azy ny mpandalo, sady nihivingivin-doha+