Salamo 35:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ireo mpivadi-pinoana izay naneso mba hahazoana mofo,+Dia nihidy vazana tamiko.+ Hebreo 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Eny, ny sasany niharam-pitsapana ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana+ sy natao am-ponja+ koa.
36 Eny, ny sasany niharam-pitsapana ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana+ sy natao am-ponja+ koa.