Salamo 119:165 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 165 Ho be ny fiadanan’ireo tia ny lalànao,+Ka tsy misy mahatafintohina azy.+ Ohabolana 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hampianatra anao ny lalam-pahendrena aho.+ Hampandehaniko amin’ny lalan’ny fahitsiana ianao.+