-
Joba 14:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Kikisan’ny rano ny vato,
Ary entin’ny riaka ny vovo-tany.
Toy izany no andravanao ny fanantenan’ny olombelona mety maty.
-
-
Joba 19:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ravaravany tanteraka aho, ka levona,
Ary ongotany toy ny fanongotra hazo ny fanantenako.
-