Joba 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Feo mampahatahotra no tsy afaka ao an-tsofiny.Ary tafihin’ny mpandroba izy amin’ny fotoam-pilaminana.+ Joba 20:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hiboroaka avy eo andamosiny ny zana-tsipìka,Ary hiboroaka avy eo amin’ny aferony ny fitaovam-piadiana manjelatra.+Hisy zava-mampihoron-koditra hamely azy.+
21 Feo mampahatahotra no tsy afaka ao an-tsofiny.Ary tafihin’ny mpandroba izy amin’ny fotoam-pilaminana.+
25 Hiboroaka avy eo andamosiny ny zana-tsipìka,Ary hiboroaka avy eo amin’ny aferony ny fitaovam-piadiana manjelatra.+Hisy zava-mampihoron-koditra hamely azy.+