Genesisy 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia namorona ny olona araka ny endriny Andriamanitra, eny, araka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy.+ Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+ Joba 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mba anontanio tokoa ange ny olona taloha e,+Ary mifantoha amin’izay efa nodinihin’ireo razany!+
27 Dia namorona ny olona araka ny endriny Andriamanitra, eny, araka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy.+ Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+