Salamo 73:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Jehovah ô, toy ny hanadinoana ny nofy rehefa mifoha,+No hanaovanao tsinontsinona ny voninahiny, rehefa mifoha ianao.+ Salamo 90:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nipaoka azy ireo tampoka ianao,+ ka nihelina toy ny torimaso izy ireo.+Toy ny ahi-maitso izy ireo rehefa maraina ka miova.+
20 Jehovah ô, toy ny hanadinoana ny nofy rehefa mifoha,+No hanaovanao tsinontsinona ny voninahiny, rehefa mifoha ianao.+
5 Nipaoka azy ireo tampoka ianao,+ ka nihelina toy ny torimaso izy ireo.+Toy ny ahi-maitso izy ireo rehefa maraina ka miova.+