Joba 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha misy manongotra anefa izy,+Dia handa azy ilay toerana nisy azy, ka hanao hoe: ‘Mbola tsy nahita anao mihitsy aho.’+ Salamo 103:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Vao tsofin’ny rivotra fotsiny izy dia efa tsy eo intsony,+Ary tsy hahalala azy intsony izay toerana nisy azy.+
18 Raha misy manongotra anefa izy,+Dia handa azy ilay toerana nisy azy, ka hanao hoe: ‘Mbola tsy nahita anao mihitsy aho.’+
16 Vao tsofin’ny rivotra fotsiny izy dia efa tsy eo intsony,+Ary tsy hahalala azy intsony izay toerana nisy azy.+