38 Fa tamin’izany andro izany, fony mbola tsy tonga ny safodrano, dia nihinana sy nisotro, nampaka-bady sy navoaka hampakarina ny olona, mandra-pahatongan’ny andro nidiran’i Noa+ tao amin’ny sambofiara.+
32 Fa raha niady tamin’ny bibidia tany Efesosy+ tahaka ny nataon’ny sasany aho, inona no soa azoko amin’izany? Raha tsy hatsangana ny maty, dia “aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.”+