Isaia 40:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Iza no nakany hevitra mba hanazava taminy? Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny, na mampita fahalalana aminy,+ na mampahafantatra azy ny tena fahiratan-tsaina?+ Romanina 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fa “iza no nanjary nahafantatra ny sain’i Jehovah,+ ary iza no lasa mpanoro hevitra azy?”+ 1 Korintianina 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa “iza no nanjary nahafantatra ny sain’i Jehovah,+ mba hampianatra azy?”+ Isika kosa anefa manana ny sain’i+ Kristy.
14 Iza no nakany hevitra mba hanazava taminy? Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny, na mampita fahalalana aminy,+ na mampahafantatra azy ny tena fahiratan-tsaina?+
16 Fa “iza no nanjary nahafantatra ny sain’i Jehovah,+ mba hampianatra azy?”+ Isika kosa anefa manana ny sain’i+ Kristy.