Joba 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny lavaka+ no hantsoiko hoe: ‘Ianao no raiko!’Ary ny olitra,+ hoe: ‘Ianao no reniko sady anabaviko!’ Isaia 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Navarina atỳ amin’ny toeran’ny maty* ny reharehanao, dia ny tabataban’ny lokanganao.+ Olitra no farafara atorianao, ary kankana no irakofanao.’+
14 Ny lavaka+ no hantsoiko hoe: ‘Ianao no raiko!’Ary ny olitra,+ hoe: ‘Ianao no reniko sady anabaviko!’
11 Navarina atỳ amin’ny toeran’ny maty* ny reharehanao, dia ny tabataban’ny lokanganao.+ Olitra no farafara atorianao, ary kankana no irakofanao.’+