12 Na dia manao ratsy injato aza ny mpanota,+ sady ela velona ka manao izay tiany, dia fantatro kosa fa ho tsara fiafara ireo matahotra an’Andriamanitra,+ satria natahotra Azy.+
11 Fa rehefa miposaka ny masoandro izay mandefa hafanana mandoro, dia malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo toy izany koa ny manankarena eo amin’izay ataony.+