Salamo 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny tenin’i Jehovah no nampisy ny lanitra,+Ary ny fofonain’ny vavany no nampisy ny zava-drehetra eny.+ Salamo 104:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Raha irahinao ny fanahinao dia voaforona izy ireo,+Ary havaozinao ny endriky ny tany.
6 Ny tenin’i Jehovah no nampisy ny lanitra,+Ary ny fofonain’ny vavany no nampisy ny zava-drehetra eny.+