Estera 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia izy folo lahy zanak’i+ Hamana+ zanak’i Hamedota, ilay nankahala ny Jiosy.+ Tsy nandroba fananana+ anefa ny Jiosy. Hosea 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Toa an’i Tyro nambolena teo amin’ny kijana+ i Efraima, nefa izao izy tsy maintsy mamoaka ny zanany ho any amin’ny mpamono.”+
10 dia izy folo lahy zanak’i+ Hamana+ zanak’i Hamedota, ilay nankahala ny Jiosy.+ Tsy nandroba fananana+ anefa ny Jiosy.
13 Toa an’i Tyro nambolena teo amin’ny kijana+ i Efraima, nefa izao izy tsy maintsy mamoaka ny zanany ho any amin’ny mpamono.”+