Genesisy 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Jehovah: “Vahoaka iray ihany izy ireo ary fiteny iray ihany no ampiasain’izy rehetra.+ Ary vao fiandohan’ny ataony izao. Koa tsy misy tsy ho vitany izay mety hokasainy hatao.+ Lioka 1:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Nanao asa lehibe tamin’ny sandriny+ mahery izy, ary nampiely ny mpirehareha, dia ireo mirehareha noho ny fikasan’ny fony.+
6 Dia hoy i Jehovah: “Vahoaka iray ihany izy ireo ary fiteny iray ihany no ampiasain’izy rehetra.+ Ary vao fiandohan’ny ataony izao. Koa tsy misy tsy ho vitany izay mety hokasainy hatao.+
51 Nanao asa lehibe tamin’ny sandriny+ mahery izy, ary nampiely ny mpirehareha, dia ireo mirehareha noho ny fikasan’ny fony.+