Salamo 49:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nefa tsy misy amin’izy ireo mahavita manavotra ny rahalahiny,+Na manome an’Andriamanitra ny vidim-panavotana ho azy, Ohabolana 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sarobidy noho ny haran-dranomasina* izy,+ ary tsy misy afaka mifampitaha aminy izay rehetra mahafinaritra anao.
7 Nefa tsy misy amin’izy ireo mahavita manavotra ny rahalahiny,+Na manome an’Andriamanitra ny vidim-panavotana ho azy, Ohabolana 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sarobidy noho ny haran-dranomasina* izy,+ ary tsy misy afaka mifampitaha aminy izay rehetra mahafinaritra anao.
15 Sarobidy noho ny haran-dranomasina* izy,+ ary tsy misy afaka mifampitaha aminy izay rehetra mahafinaritra anao.