Ohabolana 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa tsara noho ny haran-dranomasina* ny fahendrena,+ ary tsy misy afaka mifampitaha aminy ny zava-mahafinaritra rehetra.+ Ohabolana 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Na eo aza ny volamena sy ny haran-dranomasina* maro be, dia hafa ihany ny molotra mampita fahalalana, satria toy ny vazy sarobidy izany.+
11 Fa tsara noho ny haran-dranomasina* ny fahendrena,+ ary tsy misy afaka mifampitaha aminy ny zava-mahafinaritra rehetra.+
15 Na eo aza ny volamena sy ny haran-dranomasina* maro be, dia hafa ihany ny molotra mampita fahalalana, satria toy ny vazy sarobidy izany.+