Ohabolana 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aleo mahazo fahendrena toy izay mahazo volamena.+ Ary aleo fahiratan-tsaina toy izay volafotsy.+