Ohabolana 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah,+ mandinika ny olona ratsy toetra sy ny tsara toetra.+ Zakaria 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Fa iza no manamavo ny andron’ny zava-madinika?+ Ho faly+ ny olona hahita ny pilao eny an-tanan’i Zerobabela. Mason’i Jehovah ireo fito ireo,+ izay mijery eny rehetra eny manerana ny tany.”+ 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+
10 “Fa iza no manamavo ny andron’ny zava-madinika?+ Ho faly+ ny olona hahita ny pilao eny an-tanan’i Zerobabela. Mason’i Jehovah ireo fito ireo,+ izay mijery eny rehetra eny manerana ny tany.”+
12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+