FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa tandremo sy ankatoavy izany, satria izany no hahitan’ny firenen-kafa fa hendry+ sy mahira-tsaina+ ianareo. Handre izany fitsipika rehetra izany mantsy izy ireo, ka hilaza tokoa hoe: ‘Tena hendry sy mahira-tsaina io firenena lehibe io!’+

  • Salamo 111:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena.+

      ש [Sina]

      Tena lalin-tsaina izay rehetra mankatò ny didiny.+

      ת [Tao]

      Maharitra mandrakizay ny fiderana azy.+

  • Ohabolana 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena,+ ary ny fahalalana an’Ilay Masina Indrindra no atao hoe fahiratan-tsaina.+

  • Mpitoriteny 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.

  • Romanina 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa ny toetrany tsy hita maso,+ izany hoe ny heriny+ mandrakizay sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava hatramin’ny namoronana izao tontolo izao,+ satria hita amin’ny zavatra nataony.+ Koa tsy afa-tsiny izy ireo,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara