Salamo 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izay matahotra an’i Jehovah no manana fifandraisana akaiky aminy,+Sy anaovany fifanekena, ary ampahafantariny azy izany.+ Ohabolana 3:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Maharikoriko an’i Jehovah+ ny olona fetsifetsy,+ fa ny olo-mahitsy kosa no manana fifandraisana akaiky aminy.+
14 Izay matahotra an’i Jehovah no manana fifandraisana akaiky aminy,+Sy anaovany fifanekena, ary ampahafantariny azy izany.+
32 Maharikoriko an’i Jehovah+ ny olona fetsifetsy,+ fa ny olo-mahitsy kosa no manana fifandraisana akaiky aminy.+