Genesisy 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 dia niala aina izy ka maty, rehefa tratrantitra, sady ela niainana sy afa-po. Ary nangonina any amin’ny razany izy.+ 2 Mpanjaka 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Koa hangoniko+ any amin’ny razanao ianao, ary amin’ny fotoana mampandry feizay ny tany no hahafatesanao,+ ka tsy ho hitan’ny masonao ny loza rehetra hamelezako ity toerana ity.”’” Dia nentin’izy ireo tany amin’ny mpanjaka izany valin-teny izany. Joba 42:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia maty i Joba rehefa antitra sady voky andro.+
8 dia niala aina izy ka maty, rehefa tratrantitra, sady ela niainana sy afa-po. Ary nangonina any amin’ny razany izy.+
20 “Koa hangoniko+ any amin’ny razanao ianao, ary amin’ny fotoana mampandry feizay ny tany no hahafatesanao,+ ka tsy ho hitan’ny masonao ny loza rehetra hamelezako ity toerana ity.”’” Dia nentin’izy ireo tany amin’ny mpanjaka izany valin-teny izany.