Jeremia 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho toy ny hazo tokana any amin’ny lemaka karakaina izy, ka na tonga aza ny soa, dia tsy mba hahita izany izy.+ Honina any amin’ny faritra ngazana any an-tany efitra izy, any amin’ny tanin-tsira tsy misy mponina.+
6 Ho toy ny hazo tokana any amin’ny lemaka karakaina izy, ka na tonga aza ny soa, dia tsy mba hahita izany izy.+ Honina any amin’ny faritra ngazana any an-tany efitra izy, any amin’ny tanin-tsira tsy misy mponina.+