Joba 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia naka vakim-bilany tanimanga izy, hikikisany ny tenany. Ary nipetraka teo amin’ny lavenona izy.+ Joba 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niara-nipetraka+ taminy teo amin’ny tany, fito andro sy fito alina izy telo lahy, nefa tsy nisy niteny taminy na indraim-bava aza, satria hitan’izy ireo fa tena mafy ny fahoriany.+ Joba 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa natory aho, dia nanao hoe: ‘Rahoviana re aho no hifoha e?’+Ary sasatry ny nivadibadika aho nanomboka tamin’ny takariva ka hatramin’ny mangiran-dratsy.
8 Dia naka vakim-bilany tanimanga izy, hikikisany ny tenany. Ary nipetraka teo amin’ny lavenona izy.+
13 Ary niara-nipetraka+ taminy teo amin’ny tany, fito andro sy fito alina izy telo lahy, nefa tsy nisy niteny taminy na indraim-bava aza, satria hitan’izy ireo fa tena mafy ny fahoriany.+
4 Rehefa natory aho, dia nanao hoe: ‘Rahoviana re aho no hifoha e?’+Ary sasatry ny nivadibadika aho nanomboka tamin’ny takariva ka hatramin’ny mangiran-dratsy.