Jeremia 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lozako,+ ry Neny, ny niterahanao ahy, fa iadian’ny olona sy ilan-dry zareo ady foana aho manerana an’ity tany ity.+ Tsy mba nampisambo-bola azy ireo aho, ary tsy nampisambo-bola ahy izy ireo, nefa manozona ahy izy rehetra.+ Jeremia 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nahoana aho no tsy tonga dia novonoiny tany an-kibo, mba ho lasa fasako i Neny ka ho bevohoka mandritra ny fotoana tsy voafetra?+
10 Lozako,+ ry Neny, ny niterahanao ahy, fa iadian’ny olona sy ilan-dry zareo ady foana aho manerana an’ity tany ity.+ Tsy mba nampisambo-bola azy ireo aho, ary tsy nampisambo-bola ahy izy ireo, nefa manozona ahy izy rehetra.+
17 Nahoana aho no tsy tonga dia novonoiny tany an-kibo, mba ho lasa fasako i Neny ka ho bevohoka mandritra ny fotoana tsy voafetra?+