Joba 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na dia fantatrao aza fa tsy diso aho,+Sady tsy misy mahavonjy ahy eo an-tananao?+ Joba 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nefa izaho tsy manisy ratsy olona,Ary madio ny vavaka ataoko.+ Joba 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manaraka ny diany ny tongotro,Ary mizotra amin’ny lalany aho, ka tsy mivily miala amin’izany.+